Fanantenako (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra Anao aho ry Jeso, tsy sxovxp nafoinao
Namela heloka ahy Ianao na dia tsy mendrika aho, ry Jeso
Tsy nolalainao ny ainao satria, tsy mahafoy Ianao
Tonga holatra, teo imasonao ny rangotry ny otako
REF: Voarakitra ao am-poko ao, ilay Hazofijalianao
Mitondra fiainana sy fiadanana
Natolotrao ho anjarako
izgvl Tsy hain'ny vavako lazaina intsony ity fitiavanao
Ka dia misaotra tononkira.serasera.org Anao, misaotra ry Jeso
Jeso FANANTENAKO Ianao
Atolotro Anao anio Jeso, izay momba ahy
Ny heriko, ny aiko eny koa ny safidiko, ho Anao
Aza tsarovanao ny lasako, te hamonjy Ianao
Ho Anao Jeso, eny erbeskl ho Anao, ny anton'ny fisiako
REF:...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KEROBIMA ANKATSOVangy : 2202
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Herizo ANDRIANAIVO
Daty : 22/05/2019 16:18