You are here: home > Tononkira > KEROBIMA ANKATSO

TSY MIHEMOTRA NY FONAY (KEROBIMA ANKATSO)

https://tononkira.serasera.org/hira/kerobima-ankatso/tsy-mihemotra-ny-fonay-1

Manolotena ho Aano izahay
Hanompo Anao ry Telo izay Iray
Izay hetaheta tena avy ao am-po
Hisafidy anjara tsara tsy mba mety lo

REF: Ry Jesosy tia, mba tantanonao re ny dia
       Tsy mihemotra ny fonay fa mahatoky Anao

Be fahavtononkira.serasera.orgalo, re ty zandrinao
Nefa matoky, Ianao tsy mandao
Na kely hery aza izahay
Ry Fanahy Masina รด, Ianao no herinay

REF:...

Dia hamasino, ny fiainanay
Mba atokano ho Anao izahay
Aoka ny herinao no homba anay
Mba handraisanay ny satroboninahitrao

REF:...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KEROBIMA ANKATSO
Mpamaky : 299
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo ANDRIANAIVO
Tamin'ny : 22/05/2019 14:51:31
ID : 11728

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo