Fanantenako (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra Anao aho ry Jeso, tsy nafoinao
Namela heloka ahy Ianao na dia tsy mendrika aho, ry Jeso
Tsy nolalainao ny ainao satria, tsy mahafoy Ianao
Tonga holatra, teo imasonao ny rangotry ny otako
REF: Voarakitra ao am-poko ao, ilay Hazofijalianao
tononkira.serasera.org Mitondra fiainana sy fiadanana
jchypfse Natolotrao ho anjarako
Tsy hain'ny vavako lazaina intsony ity fitiavanao
Ka dia misaotra Anao, misaotra ry Jeso
Jeso FANANTENAKO Ianao
Atolotro Anao anio Jeso, izay momba ahy
Ny heriko, ny aiko eny koa ny safidiko, ho Anao
Aza tsarovanao ny lasako, te hamonjy teawah Ianao
Ho Anao Jeso, eny hpbloy ho Anao, ny anton'ny fisiako
REF:...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KEROBIMA ANKATSOVisites : 2115
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 22/05/2019 16:18