JESOSY FITSAHARANA (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry velona eto an-tany, mitaraina, mitomany
Tsy mahita izay haleha
Maina sy mangentana, tsisy antenaina
Izay ataonao rehetra, tsisy soa manam-petra
Inona no antenainao hahitanao fitsaharana
REF: (Indro misy vahaolana)
Vahaolana ho anao izay miasa fatratra, mivesatra tononkira.serasera.org entana
Ilay Zanak'Andriamaniltra, nafoiny mba ho solonao
Jesosy be fitiavana, Izy no hiady ho anao
gxlo F'Izy no efa niteny hoe: "Anaka, manatOna
F'izay manatona Ahy, tsy holaviko mihitsy
Fa Izaho hanome ho pkrlvqcl anareo ilay fitsaharana".
Ny devoly manangoly, miezaka hanimba saina
Mampisento, mampahory
Manapotraka ary koa maningotra aina
Izay aleha rehetra, ilphoeoc aizina toa tsisy fetra
Inona no antenainao hahitana fitsaharana
REF:...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KEROBIMA ANKATSOVangy : 2132
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Herizo ANDRIANAIVO
Daty : 22/05/2019 16:52