Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanantenako (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra Anao bwhjhf aho ry tononkira.serasera.org Jeso, tsy nafoinao
Namela heloka ahy Ianao na dia tsy mendrika aho, ry Jeso
Tsy nolalainao ny ainao satria, tsy mahafoy Ianao
Tonga holatra, teo imasonao ny rangotry ny otako
REF: Voarakitra ao am-poko ao, ilay Hazofijalianao
dbxmkhe Mitondra fiainana sy fiadanana
Natolotrao ho anjarako
Tsy hain'ny vavako lazaina intsony ity fitiavanao
Ka dia misaotra Anao, misaotra ry Jeso
spjhidgb Jeso FANANTENAKO Ianao
Atolotro Anao anio Jeso, izay momba ahy
Ny heriko, ny aiko eny koa ny safidiko, ho Anao
Aza tsarovanao ny lasako, te hamonjy Ianao
Ho Anao Jeso, eny ho Anao, ny anton'ny fisiako
REF:...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KEROBIMA ANKATSOHits : 2203
Likes : 1 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 22/05/2019 16:18