You are here: home > Tononkira > KEROBIMA ANKATSO

NY AKAIKINAO (KEROBIMA ANKATSO)

https://tononkira.serasera.org/hira/kerobima-ankatso/ny-akaikinao-1

Iriko Jeso raha sitrakao
Hirara-dalana aminao ho doria
Iriko koa raha Ianao izao
Mitantana ny dia

REF: Ny akaikinao no mahatsara ahy
        Anilananao aho, mahery sy sahy
        Midira ato am-poko ITsiky dia ampyanao
        Mba hanapaka izao ny fiainako, Jeso

Na toa mamairatra aza ety
Feno hafaliana, mihelina koa
Dia kanto loatra sy tsara ery
Ny akaikinao Jeso

REF:....

Iriko Jeso rah a sitrakao
NY AKAIKINAO doriiiiiiiiiiiiiia.....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KEROBIMA ANKATSO
Mpamaky : 553
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo ANDRIANAIVO
Tamin'ny : 23/05/2019 06:57:29
ID : 11729

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo