MPANOTA VERY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanota very o ! aiza moa ianao izao ?
Te hanjaka amin’ny fiainanao Jesosy !
Ilay Zanaky ny Ray, Ilay nisolo voina anao
Miverena f’ efa miandry Izy
Na dia mena tahaka ny jaky aza
Ny fahotanao dia ho dioviny tokoa
Na dia tsapanao fa be ny ratsy vitanao
Dia miverena fa ny Tompo iojt roxmc miandry anao
Te tononkira.serasera.org kjzv hanavao ny fiainanao Jesosy Zoky Tia
Koa Miverena ianao !
Te hanjaka amin’ny fiainanao Jesosy !
Ilay Zanaky ny Ray, Ilay nisolo voina anao
Miverena f’ efa miandry Izy
Na dia mena tahaka ny jaky aza
Ny fahotanao dia ho dioviny tokoa
Na dia tsapanao fa be ny ratsy vitanao
Dia miverena fa ny Tompo iojt roxmc miandry anao
Te tononkira.serasera.org kjzv hanavao ny fiainanao Jesosy Zoky Tia
Koa Miverena ianao !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 750
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
