MPANOTA VERY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanota very o ! aiza moa ianao izao ?
Te hanjaka amin’ny fiainanao Jesosy !
Ilay Zanaky hnoblvxv ny Ray, Ilay nisolo voina anao
Miverena f’ efa miandry Izy
Na dia mena tahaka ny jaky aza
Ny fahotanao dia ho dioviny tokoa
Na dia tsapanao xqheztm fa be ny ratsy vitanao
Dia miverena fa ny gytnc Tompo miandry anao
Te hanavao ny fiainanao Jesosy tononkira.serasera.org Zoky Tia
Koa Miverena ianao !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 749
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:14