HO AHY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HO AHY
Tsy takatry ny saiko ny fitiavanao ahy
Nafoinao ny ainao mba hisolo ahy
Niaritra ny mafy mba hamonjy anay
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao, nando ny lapanao
Jesosy ho ahy no nahatongavanao
Ref : Ho ahy dia nohomboina Ianao
Ho ahy tononkira.serasera.org no niaretanao
Ilay hazo nijalianao, ny ranao latsaka,
No sufqop nanome fiainana ho ahy
Tsy ho aiko hadinoina ny namojenao ahy
Fa novonoina adakdn Ianao, maty mba ho ahy
Inona ary no havaliko Anao
Noho ny fitiavanao
Atolotro Anao ny foko hanjakao
Satria ho ahy no nahatongavanao
REf : …
Ianao Jesosy no nahatoizay ho ahy
Ianao Jesosy Ilay tena lcqyrgdp tia anay
Ianao Jesosy no nisolo heloka ahy
Ianao irery ihany no nahavita izany ho ahy
Tsy takatry ny saiko ny fitiavanao ahy
Nafoinao ny ainao mba hisolo ahy
Niaritra ny mafy mba hamonjy anay
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao, nando ny lapanao
Jesosy ho ahy no nahatongavanao
Ref : Ho ahy dia nohomboina Ianao
Ho ahy tononkira.serasera.org no niaretanao
Ilay hazo nijalianao, ny ranao latsaka,
No sufqop nanome fiainana ho ahy
Tsy ho aiko hadinoina ny namojenao ahy
Fa novonoina adakdn Ianao, maty mba ho ahy
Inona ary no havaliko Anao
Noho ny fitiavanao
Atolotro Anao ny foko hanjakao
Satria ho ahy no nahatongavanao
REf : …
Ianao Jesosy no nahatoizay ho ahy
Ianao Jesosy Ilay tena lcqyrgdp tia anay
Ianao Jesosy no nisolo heloka ahy
Ianao irery ihany no nahavita izany ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 766
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
