HO AHY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HO AHY
Tsy sakvpe takatry ny saiko ny fitiavanao ahy
Nafoinao ny ainao mba hisolo ahy
Niaritra tononkira.serasera.org ny mafy mba hamonjy anay
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao, sdawsm nando ny lapanao
Jesosy ho ahy no nahatongavanao
Ref : Ho ahy dia nohomboina Ianao
Ho ahy no niaretanao
Ilay hazo nijalianao, ny ranao latsaka,
No nanome fiainana ho ahy
Tsy ho aiko hadinoina ny namojenao ahy
Fa novonoina Ianao, maty mba ho ahy
Inona ary no havaliko Anao
Noho ny fitiavanao
Atolotro Anao ny foko zsvuipb hanjakao
Satria ho ahy no nahatongavanao
REf : …
Ianao Jesosy no nahatoizay ho ahy
Ianao Jesosy Ilay tena tia anay
Ianao Jesosy no nisolo heloka ahy
Ianao irery ihany no nahavita izany ho ahy
Tsy sakvpe takatry ny saiko ny fitiavanao ahy
Nafoinao ny ainao mba hisolo ahy
Niaritra tononkira.serasera.org ny mafy mba hamonjy anay
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao, sdawsm nando ny lapanao
Jesosy ho ahy no nahatongavanao
Ref : Ho ahy dia nohomboina Ianao
Ho ahy no niaretanao
Ilay hazo nijalianao, ny ranao latsaka,
No nanome fiainana ho ahy
Tsy ho aiko hadinoina ny namojenao ahy
Fa novonoina Ianao, maty mba ho ahy
Inona ary no havaliko Anao
Noho ny fitiavanao
Atolotro Anao ny foko zsvuipb hanjakao
Satria ho ahy no nahatongavanao
REf : …
Ianao Jesosy no nahatoizay ho ahy
Ianao Jesosy Ilay tena tia anay
Ianao Jesosy no nisolo heloka ahy
Ianao irery ihany no nahavita izany ho ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 719
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
