Kisendrasendra (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kisendrasendra fotsiny ihany no mba naha-mpinamana antsika
Satria fitia tsy namboarina fa tonga tampotampoka
Nony qbivfpw elaela teny nifanerasera foana
Ary nahatsapako fa mety tononkira.serasera.org raha ho namako ialahy
Tsy nanafina intsony aho fa nasehoko an'ialahy avokoa
Izay rehetra tamiko na ratsy izany na soa

Izay rehetra tamiko na dwhnm ratsy izany na soa
Kinanjo taty aoriana, fifankazarana sisa
Somary niova kely ialahy, diso sahisahy
Vao ireo toetra sy fihetsika tsy voatandrintandrina cxthi intsony
Ka nataingintaingin'ialahy ho ambany ambony ny amintsika e
Tsy haiko aloha ny fihevitr'ialahy fa nahatonga saina kely ahy ihany
Ny fahalalan'ialahy ny ato am-poko anefa mbola ho sarotsarotra ihany

--------
Rohy: