AZA VARIANA (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana manao jery kina mitsikera
f'efa mandroso dia mihamandroso ny fotoana
Tamin'ny firy ianao nilaza ny andeha
Efa am firy izao mba jereo kely e
Sao dia mba miazakazaka tratry ny miadana ianao
Izay tonga visotq ihany e no arahabaina
Ny resa be tononkira.serasera.org angamba orzmtnbq tsy hilaina
Izay tonga ihany e no arahabaintsika e
Ny akoatra izay aleo hodian-tsy hita
Ataovy toy ny dian-tanalahy tepbuext ny fiainana
Todiho izay vita dia mba jereo koa ny ampitso
Ampifandanjaho aloa dia ampifanalao
Izay vita sy ny mbola ho atao
Fa sao dia mba miazakazaka tratry ny miadana ianao
izay tonga ihany e ...

--------
Rohy: