TANISA (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isa ny amontana roa ny aviavy e
Foko niontana nandraiky nanavy e
Telo fangady efa-drofia
Izy mitady izaho efa tia
Fa rehefa tia andryh aky ny aty yoap ry cherie aza fikaina uhytczer e
Dimy emboka eni-mangamanga
Izaho kosa tsemboka miandry andryh hitranga
Fito paraky valo tanantanana
Tongava malaky horaisiko tanana
Fa rehefa tia tononkira.serasera.org andryh aky ny aty ry cherie aza ajxfv fikaina e
Sivy rongony folo famolesana
Ny fetran'ny fony ny andro ahafatesany
Mandalo mandalo ihany ny eto antany e
Ka asakasakareo rehetra izay mitady ho be vinany e

--------
Rohy: