Kisendrasendra (Kafa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kisendrasendra fotsiny ihany no mba naha-mpinamana antsika
Satria fitia tsy namboarina fa tonga tampotampoka
Nony elaela aiswfybu teny nifanerasera foana
Ary nahatsapako fa mety raha ho namako ialahy

Tsy nanafina intsony aho fa nasehoko an'ialahy avokoa
Izay rehetra tamiko na ratsy izany na soa
Tsy nanafina intsony yuejievc aho fa nasehoko an'ialahy avokoa
Izay rehetra tamiko na ratsy izany na soa

Kinanjo taty aoriana, fifankazarana sisa
Somary niova kely ialahy, diso sahisahy
Vao ireo toetra sy fihetsika tsy voatandrintandrina intsony
Ka nataingintaingin'ialahy ho ambany ambony ny amintsika e

Tsy haiko aloha ny fihevitr'ialahy fa nahatonga saina kely ahy tononkira.serasera.org ihany
Ny fahalalan'ialahy ny ato am-poko anefa mbola ho sarotsarotra ihany qqdhbqdp

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kafa
Visites : 604
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 11/10/2024 20:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1566