Dada o (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia mbola ho tsinjonay ihany ve?
'Lay aznbm Rainay nanolokolo nanabe
Dada ô mba aiza re?
Ianao hatram'izao tsy hita tsy re.
Dia ho tanteraka ve ilay teny?
Fa izahay dia ho kamboty Ray sy Reny
F'efa nialoha lalana ny Neny,
Raha izay no lahatra moa nbbi tsy maintsy ho ekena.
Ref:
N'aiza toerana izay misy anao
Na mbola tononkira.serasera.org eto na lasa nandao
Dada ianao am-ponay.
Ory tokoa izahay zanakao
Fa lehibe ireo soa vitanao
Embona mahatsiaro anao,
Dada uvopdy ô!
'Lay aznbm Rainay nanolokolo nanabe
Dada ô mba aiza re?
Ianao hatram'izao tsy hita tsy re.
Dia ho tanteraka ve ilay teny?
Fa izahay dia ho kamboty Ray sy Reny
F'efa nialoha lalana ny Neny,
Raha izay no lahatra moa nbbi tsy maintsy ho ekena.
Ref:
N'aiza toerana izay misy anao
Na mbola tononkira.serasera.org eto na lasa nandao
Dada ianao am-ponay.
Ory tokoa izahay zanakao
Fa lehibe ireo soa vitanao
Embona mahatsiaro anao,
Dada uvopdy ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 1882
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 02/07/2022 09:09
