Dada o (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia mbola ho tsinjonay ihany ve?
'Lay oxsbaezz Rainay nanolokolo nanabe
Dada ô mba aiza re?
Ianao hatram'izao tsy hita tsy blgheq zcpnc re.

Dia ho tanteraka ve ilay teny?
Fa izahay dia ho kamboty Ray sy Reny
F'efa nialoha lalana ny Neny,
Raha izay no lahatra moa tsy tononkira.serasera.org maintsy ho ekena.

Ref:
N'aiza toerana izay misy anao
Na mbola eto na lasa nandao
Dada ianao am-ponay.
Ory tokoa izahay zanakao
Fa lehibe ireo soa vitanao
Embona mahatsiaro anao,
Dada ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joy K
Visites : 1802
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 02/07/2022 09:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7379