Dada o (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia mbola ho tsinjonay ihany ve?
'Lay Rainay nanolokolo nanabe
Dada ô mba aiza re?
Ianao hatram'izao tsy hita lmtcncf tsy re.

Dia ho tanteraka ve ilay teny?
Fa izahay dia ho kamboty Ray sy Reny
F'efa nialoha lalana ny Neny,
Raha izay no lahatra moa tsy maintsy ho ekena.

Ref:
N'aiza toerana izay misy anao
Na wrnwhra mbola eto na lasa nandao
Dada tononkira.serasera.org ianao am-ponay.
Ory tokoa izahay zanakao
Fa lehibe repkix ireo soa vitanao
Embona mahatsiaro anao,
Dada ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joy K
Hits : 1881
Likes : 1 Like
Created by : christophe17
Date : 02/07/2022 09:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037