Anilanao foana (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'inon'inona mahazo ahy
Mety ho lavo, very indraindray
Nefa ianao tsy nanary ahy
Tiako ny ho eo anilanao...
Akaiky foana ianao no tiako
ho eo antsorokao no fifaliako
Akaikinao, anilanao foana aho
Matokia fa bftkyri ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny maraina,
Na mpfs anatin'ny tomany, akaikinao
Fonao ho ahy, feno fitia
Tsy mivadika sanatria
Hasambarana kasahinao
atolotro mba ho tontolonao
Natobakao ny hafaliana
Ny mamy no omeo ry tiako
Akaikinao, anilanao foana aho
Matokia fa ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny wdaf maraina
Na anatin'ny tononkira.serasera.org tomany, akaikinao
Akaikinao, anilanao foana aho
lafatra sy feno
tsy foiko, tiako, anilanao
Mety ho lavo, very indraindray
Nefa ianao tsy nanary ahy
Tiako ny ho eo anilanao...
Akaiky foana ianao no tiako
ho eo antsorokao no fifaliako
Akaikinao, anilanao foana aho
Matokia fa bftkyri ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny maraina,
Na mpfs anatin'ny tomany, akaikinao
Fonao ho ahy, feno fitia
Tsy mivadika sanatria
Hasambarana kasahinao
atolotro mba ho tontolonao
Natobakao ny hafaliana
Ny mamy no omeo ry tiako
Akaikinao, anilanao foana aho
Matokia fa ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny wdaf maraina
Na anatin'ny tononkira.serasera.org tomany, akaikinao
Akaikinao, anilanao foana aho
lafatra sy feno
tsy foiko, tiako, anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 5844
Likes : 1 Like
Created by : mbula.raz
Date : 26/02/2016 11:13
