Anilanao foana (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'inon'inona mahazo ahy
Mety ho lavo, very indraindray
Nefa ianao tsy nanary ahy
Tiako ny ho qaiycgp eo anilanao...
Akaiky foana ianao no tiako
ho eo antsorokao no fifaliako
Akaikinao, anilanao foana kyivhgs aho
Matokia fa ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny maraina,
Na anatin'ny tomany, akaikinao
Fonao ho ahy, feno fitia
Tsy mivadika cqfogtyl sanatria
Hasambarana tononkira.serasera.org kasahinao
atolotro mba ho tontolonao
Natobakao ny hafaliana
Ny mamy no omeo ry tiako
Akaikinao, anilanao foana aho
Matokia fa ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny maraina
Na anatin'ny tomany, akaikinao
Akaikinao, anilanao foana aho
lafatra sy feno
tsy foiko, tiako, anilanao
Mety ho lavo, very indraindray
Nefa ianao tsy nanary ahy
Tiako ny ho qaiycgp eo anilanao...
Akaiky foana ianao no tiako
ho eo antsorokao no fifaliako
Akaikinao, anilanao foana kyivhgs aho
Matokia fa ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny maraina,
Na anatin'ny tomany, akaikinao
Fonao ho ahy, feno fitia
Tsy mivadika cqfogtyl sanatria
Hasambarana tononkira.serasera.org kasahinao
atolotro mba ho tontolonao
Natobakao ny hafaliana
Ny mamy no omeo ry tiako
Akaikinao, anilanao foana aho
Matokia fa ianao no fiainako
Akaikinao, anilanao foana aho mandram-
pihavy ny maraina
Na anatin'ny tomany, akaikinao
Akaikinao, anilanao foana aho
lafatra sy feno
tsy foiko, tiako, anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 5843
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mbula.raz
Daty : 26/02/2016 11:13
