Toroy aho (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toroy aho xtqjx anio, ny lala-marina.
jeso, lsxfntd toroy aho satria tvzepumg malemy, mora fanina.
sasao aho anio fa maloto tokoa.
jeso, sasao aho ho madio, ho olona voaova fo.
e! ampy izay ny ditra sy ny heloka natao.
fa ampy ho ahy ny dinitra, ny ra nalatsakao.
aleo aho hitia, hitovy tahaka anao.
jeso, aleo aho (hitia) satria te-hiaina ny fitia vaovao.
toroy aho hahay hanaiky sy hanoa.
jeso, toroy aho handray ny tendrinao izay mahasoa.
avelako ny heloka, ny ditra nahafay.
tsy tononkira.serasera.org avelako ny lanitra hodiako rahatrizay
toroy aho jeso.
miaiky fa resinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 2109
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tolorana
Date : 14/11/2012 09:30