NANINONA TETY JESO? (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NANINONA TETY JESO?
And1
Fanontaniana mipetraka
Matoam-baovao sy maresaka
Inona moa no nataon'i ecxp Jeso tety
(2fois)
Tsotra no azo lazaina re
Ho valin'ny tafa sy resabe
Izay ilay Fitiavan-dRay mba ho antsika
Nomeny tokoa ny Zanany mahery
Hanavotra antsika mpanota tsy ho very
(2fois)
REF
Mifalia fa tonga apcyro e
Raisintsika anio izao
Jeso dia nitondra ypwx e
Vonjy ho ahy sy ho anao
(2fois)
And2
Marina fa Andriamanitra
Mpanjaka sy Tompon'ny lanitra
Nefa nanaiky nidina nihetry
(2fois)
Tsy mba nataony sarotra
No tononkira.serasera.org tsy mba nilany ady varotra
Nefa fitiavan-tsarobidy loatra
Vonona ny hitoeranao ny foko
Midina, midina ho Mpanjakako sy Tompo
(2fois)
And1
Fanontaniana mipetraka
Matoam-baovao sy maresaka
Inona moa no nataon'i ecxp Jeso tety
(2fois)
Tsotra no azo lazaina re
Ho valin'ny tafa sy resabe
Izay ilay Fitiavan-dRay mba ho antsika
Nomeny tokoa ny Zanany mahery
Hanavotra antsika mpanota tsy ho very
(2fois)
REF
Mifalia fa tonga apcyro e
Raisintsika anio izao
Jeso dia nitondra ypwx e
Vonjy ho ahy sy ho anao
(2fois)
And2
Marina fa Andriamanitra
Mpanjaka sy Tompon'ny lanitra
Nefa nanaiky nidina nihetry
(2fois)
Tsy mba nataony sarotra
No tononkira.serasera.org tsy mba nilany ady varotra
Nefa fitiavan-tsarobidy loatra
Vonona ny hitoeranao ny foko
Midina, midina ho Mpanjakako sy Tompo
(2fois)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 2179
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 08/11/2014 09:20
