Toroy aho (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toroy aho anio, tononkira.serasera.org ny lala-marina.
jeso, toroy aho satria malemy, mora fanina.
sasao aho anio fa maloto tokoa.
jeso, ysuvtn sasao aho ho madio, ho olona voaova fo.
e! ampy izay ny ditra sy ny heloka natao.
fa ampy ho ahy ny dinitra, ny ra nalatsakao.
aleo aho hitia, hitovy tahaka anao.
jeso, aleo aho (hitia) satria te-hiaina ny fitia vaovao.
toroy aho hahay hanaiky sy hanoa.
jeso, toroy aho handray ny tendrinao izay mahasoa.
avelako ny heloka, ytdpn ny ditra nahafay.
tsy avelako ny lanitra hodiako rahatrizay
zypuwc toroy aho jeso.
miaiky fa resinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 2110
Likes : 0 Like
Created by : tolorana
Date : 14/11/2012 09:30