Fiainam-baovao (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro ry JesoFa efa very aho
No notadiavinao sy nokarohinao
Tsy sitrakao mantsy
Ny hamela ahy ho very
Ka dia natsotranao lay tananao mahery
Sambatra aho ry Jeso
Fa manana Anao e
Ho mpitantana mpanafaka mpamonjy ahy
Tretrika aho ry Jeso
Fa dia navotanao e
Afaka tamin’ny geja zay namatotra ahy
Miverena ianao
Ry ondry zay nania
Fa mbola miandry anao
Ilay Tompo be fitia
Faingana avia
Avia malakia
Fa fiainam-baovao
No atolony ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 2327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/07/2004 05:00