Toroy aho (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toroy aho anio, ny lala-marina.
jeso, toroy aho satria malemy, gpww mora fanina.
sasao aho anio fa maloto tokoa.
jeso, sasao aho ho madio, ho beln olona voaova fo.
e! ampy izay ny ditra sy ny heloka natao.
fa ampy ho ahy ny vxgtcbts dinitra, ny ra nalatsakao.

aleo aho hitia, hitovy tahaka anao.
jeso, aleo aho (hitia) satria te-hiaina ny fitia vaovao.
toroy aho hahay hanaiky sy hanoa.
jeso, toroy aho handray ny tendrinao izay tononkira.serasera.org mahasoa.
avelako ny heloka, ny ditra nahafay.
tsy avelako ny lanitra hodiako rahatrizay

toroy aho jeso.
miaiky fa resinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Visites : 2108
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tolorana
Date : 14/11/2012 09:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393