ALA-NENINA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

1) Sao lahy ity andro ity (ity andro ity)
Sao lahy ity ora ity, ity ora ity
No fara fiainanao
Fara fahavelomanao
Ka andraisan’i Jeso anao
Hihaona Aminy Ary

REF : Anio dia anio
O anio dia anio
O anio fa tsy ampitso
Anio noo handraTsiky dia ampyisana Azy re
O Anio dia anio
O anio dia anio
O anio fa tsy ampitso
Andraisantsika ilay Jeso

2) Sao lahy ity hira ity (ity hira ity)
Sao lahy ity antso, ity antso ity
No fara fanasana
Sady fara filazàna
Iantsoana anao handray
Handray ny Famonjen’i Jeso



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 650
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jordanasyzoara
Tamin'ny : 09/11/2014 22:35:52
ID : 6839

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo