FANEKEM-PINOANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

Andriamanitra, Andriamanitra
Mpahary izao rehetra izao
Andriamanitro Ianao
Andriamanitro Ianao
Sy Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro

Jesosy Kristy, Jesosy Kristy
Lahitokana ho ahy ety
Jeso Tompoko Ianao
Jeso Tompoko Ianatononkira.serasera.orgo
Tompoko Ianao
Andriamanitro

Fanahy Masina, Fanahy masina
Iraky ny Ray hanafaka
Masina amiko Ianao
Masina amiko Ianao
Andriamanitro

Ilay Telo izay iray
Inoako, ekeko ho ahy
Hatry ny taloha sy ho mandrakizay
Ho Mpanjakako
Tompoko Ianao
Andriamanitro

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 85
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : jordana
Tamin'ny : 05/06/2019 11:47:44
ID : 11783

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo