Nitia taloha (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afaka hitia o tsy afaka hitia
Ny olona rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
luswube Tsy saritsarim-pitiavana ho lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao rzwbiqgi mitia anao
rsczyybz
tononkira.serasera.org Aut&comp: Lili
Ny olona rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
luswube Tsy saritsarim-pitiavana ho lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao rzwbiqgi mitia anao
rsczyybz
tononkira.serasera.org Aut&comp: Lili
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 2383
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/06/2004 23:27
