Nitia taloha (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afaka hitia o tsy afaka hitia
Ny olona ypjbk rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
dxve Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
tononkira.serasera.org Tsy saritsarim-pitiavana ho lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso waouxp ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao mitia anao
Aut&comp: Lili
Ny olona ypjbk rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
dxve Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
tononkira.serasera.org Tsy saritsarim-pitiavana ho lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso waouxp ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao mitia anao
Aut&comp: Lili
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 2443
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/06/2004 23:27
