Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nitia taloha (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afaka hitia o tsy afaka hitia
Ny olona rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
peaivfk Tsy saritsarim-pitiavana ho mnqjheqs lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao tononkira.serasera.org mitia anao
Aut&comp: ilumofrx Lili
Ny olona rehetra ety an-tany
Raha tsy Jeso o raha tsy Jeso
No efa nitia anao taloha nitia anao
Réf: Tsy zavozavom-pitiavana ny Azy
peaivfk Tsy saritsarim-pitiavana ho mnqjheqs lo
Tsy fitiavana mihtsaravelatsihy
Fa fanolorana aina oo zany ka fitia
Inadraindray o indraindray
Toa mankahala avokoa izay topaza-maso ety
Tsarovy anefa o tsarovy fa
Jeso mijery tsy mandao tononkira.serasera.org mitia anao
Aut&comp: ilumofrx Lili
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 2382
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/06/2004 23:27
