Volana (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray tapany ihany
Nefa cjjgjfpk ampy tsara ny hazavany
Indraindray tsy hita intsony
Lasana nandeha antoeran-kafa
Indraindray feno daholo
Tonga mitsidika tononkira.serasera.org antsika manontolo
Io amin’izay lay nandrasana
Taba sy korana, tonga jiron'ny tanana
Volana ô hitondray aty
Ilay somambisamby
Volana ô hivimbino aty
Ilay fenomanana
Matetika izy arahin’ny kintana
Sakaiza mpiaradia sy mpifankatia
Matetika izy saron’ny rahona delxidh
Tsy ankasoparana fa raiketam-pitia
Eo foana izy andro na alina
Tonga mamangy sy mitaratra andry
Eo foana izy fa tsy tazana
Avelao hiditra hatrany slpsrial ampandriana
Nefa cjjgjfpk ampy tsara ny hazavany
Indraindray tsy hita intsony
Lasana nandeha antoeran-kafa
Indraindray feno daholo
Tonga mitsidika tononkira.serasera.org antsika manontolo
Io amin’izay lay nandrasana
Taba sy korana, tonga jiron'ny tanana
Volana ô hitondray aty
Ilay somambisamby
Volana ô hivimbino aty
Ilay fenomanana
Matetika izy arahin’ny kintana
Sakaiza mpiaradia sy mpifankatia
Matetika izy saron’ny rahona delxidh
Tsy ankasoparana fa raiketam-pitia
Eo foana izy andro na alina
Tonga mamangy sy mitaratra andry
Eo foana izy fa tsy tazana
Avelao hiditra hatrany slpsrial ampandriana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 5928
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Daty : 25/10/2003 20:31
