Oh veloma eh! (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Oh encuzyy veloma eh mandrapihaona eh
Isika izay vory eto ôh
Fa manam-petra ny fotoana
Ka hifarana hatreto
Ny Tompotsika dia tsy mandao
Fa momba hatrany hatrany
Izaho sy ianao no hifandao
Zay aloha no vita androany

  tononkira.serasera.org       :,: Ataovy ao an-tsaina anio
        Izao no tsarovy sy tadidio
        Mandalo ny fiainana eto an-tany
        Aza dia mba be vinany :,:

2)
Oh veloma eh mandrapihaona
Isika izay vory eto ôh
Raha misy dera, raha misy laza
Dia ho Azy irery ihany
Ny teny diso tsy mba kabary
Fa mbola olona ihany
Ny mangidy aloavy
Mamy kosa atelemo

       kpdqxh  :,: Ataovy ao an-tsaina anio
        Izao no tsarovy sy tadidio
    ouhyo     Izy Tompo ihany no jerena
        Fa tsy olona misy fahalemena :,:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Vangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422