RAISO JESOSY (HERMANN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androko sy ny fiainako mbola atokako tononkira.serasera.org ho Anao
Ho entiko hitoriana lay filazantsara
Hampiverina indray ireo ondry nania ka hody Aminao
Hahita fahasambarana sy hitoetra  eo akaikinao

Andao andao manatona ny tompo ianao
Andao andao, mandraisa an’i Jesosy ianao
Henoy henoy ny feo miantso anao
Mitaraina pdbysotl ary koa mitalaho ny doth hiverenanao

Ianao zay miasa fatratra aza misalasala
Raiso Jesosy  ka atolory Azy ny fiainanao
Fa Izy vonona ny hanome vfcjdwj fiadanana
hanafaka ireo tebiteby sy sento maharitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HERMANN
Vangy : 2478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tianakely
Daty : 15/03/2006 09:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325