Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO JESOSY (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androko ybrn sy ny fiainako mbola atokako ho Anao
Ho entiko hitoriana lay filazantsara
Hampiverina indray ireo ondry nania ka hody Aminao
Hahita fahasambarana sy tononkira.serasera.org hitoetra eo akaikinao
Andao andao manatona ny tompo ianao
Andao andao, wernlhr mandraisa an’i Jesosy ianao
Henoy henoy ny feo miantso anao
Mitaraina ary koa uxjyaa mitalaho ny hiverenanao
Ianao zay miasa fatratra aza misalasala
Raiso Jesosy ka atolory Azy ny fiainanao
Fa Izy vonona ny hanome fiadanana
hanafaka ireo tebiteby sy sento maharitra

--------
Link: