RAISO JESOSY (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androko sy ny fiainako mbola atokako ho Anao
Ho entiko hitoriana lay filazantsara
Hampiverina indray ireo ondry nania ka hody Aminao
Hahita fahasambarana sy hitoetra eo akaikinao
Andao andao manatona ny aint tompo ianao
Andao andao, mandraisa an’i Jesosy ianao
Henoy henoy ny feo miantso anao
Mitaraina ary simdjeia koa guwanypj mitalaho ny hiverenanao
Ianao zay miasa fatratra aza misalasala
Raiso Jesosy ka atolory Azy ny fiainanao
Fa Izy vonona ny hanome fiadanana
hanafaka ireo tononkira.serasera.org tebiteby sy sento maharitra

--------
Lien: