IANAO NO HERIKO (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko sy toky fwnfct fiankinako
andrin’ny fianako miaro izany diako
Nanafaka ahy tanàty aizina mikitroka
Ka faly izany foko notoloranao ny soa
Dibok’hafaliana zany foko noho ianao
mahatsiaro alfdl fahasambarana
Ny fiainako izao
Tsapako fa mitoetra ao anatiko Jesosy
Velona mandrakizay Izy
Raha mitodika ny lasa aho ka mahatsiaro azy tononkira.serasera.org ireny
Tsaroako ho zava-poana miserana ihany
Tsy nahitana ny mamy
Fa nitondra fahoriana , nahatonga yfugks fahakiviana
Nampitoetra adim-panahy
andrin’ny fianako miaro izany diako
Nanafaka ahy tanàty aizina mikitroka
Ka faly izany foko notoloranao ny soa
Dibok’hafaliana zany foko noho ianao
mahatsiaro alfdl fahasambarana
Ny fiainako izao
Tsapako fa mitoetra ao anatiko Jesosy
Velona mandrakizay Izy
Raha mitodika ny lasa aho ka mahatsiaro azy tononkira.serasera.org ireny
Tsaroako ho zava-poana miserana ihany
Tsy nahitana ny mamy
Fa nitondra fahoriana , nahatonga yfugks fahakiviana
Nampitoetra adim-panahy
--------
Lien:
