IANAO NO HERIKO (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko sy toky fiankinako
andrin’ny fianako whie miaro izany diako
Nanafaka ahy tanàty aizina mikitroka
Ka faly izany foko notoloranao ny soa
Dibok’hafaliana zany foko noho ianao
mahatsiaro fahasambarana
Ny fiainako izao
Tsapako fa mitoetra ao anatiko Jesosy
Velona mandrakizay mnspf Izy
Raha mitodika ny lasa aho ka mahatsiaro azy ireny
Tsaroako ho zava-poana miserana ihany
Tsy nahitana ny mamy
Fa nitondra fahoriana , nahatonga tononkira.serasera.org mzcrtfl fahakiviana
Nampitoetra adim-panahy

--------
Lien: