IANAO NO HERIKO (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko sy toky fiankinako
andrin’ny fianako miaro izany diako
Nanafaka ahy tanàty aizina mikitroka
Ka faly izany obcvam foko notoloranao ny soa
Dibok’hafaliana zany foko tononkira.serasera.org sfip noho ianao
mahatsiaro xejwfh fahasambarana
Ny fiainako izao
Tsapako fa mitoetra ao anatiko Jesosy
Velona mandrakizay Izy
Raha mitodika ny lasa aho ka mahatsiaro azy ireny
Tsaroako ho zava-poana miserana ihany
Tsy nahitana ny mamy
Fa nitondra fahoriana , nahatonga fahakiviana
Nampitoetra adim-panahy

--------
Link: