Manina (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry voro-manidina irony
mba ho ento zao hafatro izao
ny alahelo hono hoe tsy mba tony
manina aho fa tsy afa-mandao
Tsy mba sitrany hono hoe ny irery
ka hiafy any ankoatry ny bonga
fa ny aty hono hoe manirery mvssf
ka izany no tsy mahatony
cuhwkii dtbirp Koa veloma tononkira.serasera.org hono hoe raondriana
mbola ho avy hono ilay andro iray
izay hihaonan’ny tia sy ny tiana
ka hiaraka mandrakizay
mba ho ento zao hafatro izao
ny alahelo hono hoe tsy mba tony
manina aho fa tsy afa-mandao
Tsy mba sitrany hono hoe ny irery
ka hiafy any ankoatry ny bonga
fa ny aty hono hoe manirery mvssf
ka izany no tsy mahatony
cuhwkii dtbirp Koa veloma tononkira.serasera.org hono hoe raondriana
mbola ho avy hono ilay andro iray
izay hihaonan’ny tia sy ny tiana
ka hiaraka mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 10673
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/06/2006 07:50
