MAMO LAVA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAMO LAVA
Tarika hasina
Aut/comp, odeam,R
Efa nolazaiko ela omaly
Mba tsy hisotro intsony fa sao marary
Nefa ela tsy nety fa nandao ahy,ka ts'itako izay azo natao,
Voa ela zao k'aza be taraina.
Vaky loha ela satria hgrczrvw voa ainga
Ny vatan'ela feno maratra,
Ny lamba ts'ita fa nisy naka!
Réf( vao maraina be rdvaps de efa mahalany botakely
Tsy mieritreritra fa avy de mamely
Mba diniho iany letsy ny zavatra atao,
Rehefa hita tsy mety mba trqsley avelao,,
Izao ela de efa olombery
Tsy misy mpitia tsy misy mpijery
Ny fianakaviana koa mialangalana
Ela kosa efa miha raraka,
Ankehitriny koa de efa lasa,
Mampitondra faisana tononkira.serasera.org ny akama,
Vatambatampoana rehefa mba miresaka,
Fa ny sain'la efa reraka.
Réf,
Efa akaiky hitapy ela,,mila ho lasa adala
Tsy mahatanty fiainana fa mora kivy.
Ny hany sisa mba hainla de ny misotro toaka,
Ka hanataranaka fa ho very faty,
Satria
Tsy manambady
Fa vert
Mibalady
Misotro
Misotoaka
Tena
Igagam.bahoaka
Tarika hasina
Aut/comp, odeam,R
Efa nolazaiko ela omaly
Mba tsy hisotro intsony fa sao marary
Nefa ela tsy nety fa nandao ahy,ka ts'itako izay azo natao,
Voa ela zao k'aza be taraina.
Vaky loha ela satria hgrczrvw voa ainga
Ny vatan'ela feno maratra,
Ny lamba ts'ita fa nisy naka!
Réf( vao maraina be rdvaps de efa mahalany botakely
Tsy mieritreritra fa avy de mamely
Mba diniho iany letsy ny zavatra atao,
Rehefa hita tsy mety mba trqsley avelao,,
Izao ela de efa olombery
Tsy misy mpitia tsy misy mpijery
Ny fianakaviana koa mialangalana
Ela kosa efa miha raraka,
Ankehitriny koa de efa lasa,
Mampitondra faisana tononkira.serasera.org ny akama,
Vatambatampoana rehefa mba miresaka,
Fa ny sain'la efa reraka.
Réf,
Efa akaiky hitapy ela,,mila ho lasa adala
Tsy mahatanty fiainana fa mora kivy.
Ny hany sisa mba hainla de ny misotro toaka,
Ka hanataranaka fa ho very faty,
Satria
Tsy manambady
Fa vert
Mibalady
Misotro
Misotoaka
Tena
Igagam.bahoaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:49
