FOLO TAONA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FOLO TAONA.. tononkira.serasera.org
Zay fotona izay.....
Toa tadidy ao an-tsaina sy tantaraina,,
Hirahira miloaka ao am-po
Hirahira izay vhdij tsy afaka an-ndoha,,
Toa tsaroako isika leroa,,
Nifampitaona tetsy teroa
Avy tan-tsekoly! Ndao aloha,, kizeu
Hirahira ambony tamboho,,
(Folo kydpj taona izay) zay niarahana nihira,,
(folo taona izay)
Zay niarahana nikalo
(folo taona izay)
Vazo hampitambatra ho iray,,,
Zay fotoana ela izay
Toa tsaroana foana tsy dilan'ny taona
Kalo mampahery Fo
Mampitraka raha tojon'ny manjo,,
Toa tsaroako isika leroa..
.........
Zay fotona izay.....
Toa tadidy ao an-tsaina sy tantaraina,,
Hirahira miloaka ao am-po
Hirahira izay vhdij tsy afaka an-ndoha,,
Toa tsaroako isika leroa,,
Nifampitaona tetsy teroa
Avy tan-tsekoly! Ndao aloha,, kizeu
Hirahira ambony tamboho,,
(Folo kydpj taona izay) zay niarahana nihira,,
(folo taona izay)
Zay niarahana nikalo
(folo taona izay)
Vazo hampitambatra ho iray,,,
Zay fotoana ela izay
Toa tsaroana foana tsy dilan'ny taona
Kalo mampahery Fo
Mampitraka raha tojon'ny manjo,,
Toa tsaroako isika leroa..
.........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 995
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:49
