Fiononako (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy eo imasoko aza ianao
Dia mbola ho fiononako
Handrandraiko sy ho andrin’ny fiainako
Mba ho tena hianteherana
Ianao irery hatramin’izao no tokako
Eny fa na dia ho sarotra
Ekeko aloha ny tsy fananako
Nefa kosa raha tena hasambaranao,
Hibaliaka indray ny fiainanao
famerenana:
Tsy hitady, tsy mila olon-kafa intsony tononkira.serasera.org aho fa ianao
Ianao re no fiononako hatramin’izay
Dia ianao , eny ianao, ianao re no ato am-poko
Inoko fa tena ianao no anjarako
Mba mihezaka ihany ny hanadino anie aho
Tsy mety fa mifantsikao ihany
Tena osvdv visfnhn miraikitra tsy afaka anaty
Ireo fihetsika niserana
Na tsy hihisy aza ireo tsipi-teny matotra
famerenana:
Tsy hitady, tsy mila olon-kafa intsony aho fa ianao
Ianao re no fiononako hatramin’izay
Dia ianao , eny vdyyx ianao, ianao re no ato am-poko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 7324
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/10/2001 04:10