DIA HO NOFIKO VE (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa raha fantatrao
Fa mbola miandry foana anie vynxt aho
Miandrandra sao mbola aminao lay fitiavana ahy
Manantena ny anilanao
F’izany moa no hampionona ny fo
F’izaho aloha dia tsy manahy fa tia tokoa
Miandry anao, miandry foana hatramin'izao
Mbola tsy mamoy fo
Niezaka aho, nanao zay rehetra azo atao
Nikaroka ngrwqvjg nitady izay hitiavanao ahy
Nefa atao ahoana moa
Mbola ho nofy ny anjarantsika roa
Na ireo fihetsikao
Toa mahasaro-piaro lava izao
Fa sariaka loatra ka manahy sao lasa any ianao
Te hilaza fa hoe tia anao,
Nefa matahotra sao lavinao eo aho
F’izaho aloha dia tsy manahy fa tia tokoa
Miandry anao, miandry foana hatramin'izao
Mbola tsy mamoy tononkira.serasera.org fo
Niezaka aho, nanao zay rehetra azo zxhkgod atao
Nikaroka nitady izay hitiavanao ahy
Nefa atao ahoana moa
Mbola ho nofy ny anjarantsika roa
F’izaho aloha dia tsy manahy fa tia tokoa
Fa dia miandry anao, miandry foana hatramin'izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 28291
Likes : 2 Like
Created by : rah-njara
Date : 16/08/2005 03:02