Andao zalahy (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ntgzrdr vgcpmrl Andao zalahy,andao isika havavaka e
hiaraka vxvgwuk hidera ilay mpamonjy e
Jeso no Andriamanitse
Ho sambatra isika,hiadana ho tafita e
hipody antranon-dray,dia handry fahizay e
Jeso no Andriamanitse
Ho faly izaho tononkira.serasera.org sy ianao,hisantatra sahady e
Ilay fiainam-baovao, hitsahatra ny ady e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 3403
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2008 13:24