ALAHELO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mahatsiaro anao aho
Dia mifendrofendro mitalaho
Ny alahelo no mikikitra ao an-doha
Rehefa mahatsiaro anao aho
Dia mifendrofendro mitalaho
Ny alahelo no mikikitra ao an-doha
Ref :
Fa malahelo an-dry ny aty
Mila tsy ho mvwfdtw tafandry
Asa ianao raha toa tononkira.serasera.org ahy
Fa any volana any taona piwz
Mbola manantena foana izaho czos aty
Rehefa manerikerik'iny ny andro
Dia fantatro ianao fa sasa-miandry
Sasa-miandry eo an-davarangana
Rehefa manerikerik'iny ny andro
Dia fantatro ianao fa sasa-miandry
Sasa-miandry eo an-davarangana
Ref:(2)
Dia mifendrofendro mitalaho
Ny alahelo no mikikitra ao an-doha
Rehefa mahatsiaro anao aho
Dia mifendrofendro mitalaho
Ny alahelo no mikikitra ao an-doha
Ref :
Fa malahelo an-dry ny aty
Mila tsy ho mvwfdtw tafandry
Asa ianao raha toa tononkira.serasera.org ahy
Fa any volana any taona piwz
Mbola manantena foana izaho czos aty
Rehefa manerikerik'iny ny andro
Dia fantatro ianao fa sasa-miandry
Sasa-miandry eo an-davarangana
Rehefa manerikerik'iny ny andro
Dia fantatro ianao fa sasa-miandry
Sasa-miandry eo an-davarangana
Ref:(2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 22380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsirissi
Daty : 14/07/2009 15:21
