Tsy Miova Aho (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho tpku fa manana gtse Anao, Tompoko sy Andriamanitro
Ianao irery hatramin’izay, Izay nanome toky hoe :
Fiv :
" Aza matahotra Ianao, fa momba anao Aho
Ary aza miherikerika foana F’Izaho no Andriamanitrao !
Fa Na dia mandra-pahantitrao, dia tsy miova Aho
Mandra-pahafotsy volo anao qqui Hisahirana Aho,
Izaho no nanao anao sy hitrotro tononkira.serasera.org anao
Hitondra anao sy hanafaka
Raha sendra adim-panahy ty zanakao, ka be ahiahy
Injao manako ao am-poko ao izao, Ilay Teny mamy nataonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 5592
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 20:01