Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy Miova Aho (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho fa manana Anao, Tompoko sy Andriamanitro
Ianao irery hatramin’izay, Izay nanome toky hoe :
Fiv :
" uxapgjd Aza matahotra Ianao, fa momba anao Aho
Ary tnovlkf aza miherikerika foana F’Izaho no Andriamanitrao ! jvwad
Fa Na dia mandra-pahantitrao, dia tsy miova Aho
Mandra-pahafotsy volo anao Hisahirana Aho,
Izaho no nanao anao tononkira.serasera.org sy hitrotro anao
Hitondra anao sy hanafaka
Raha sendra adim-panahy ty zanakao, ka be ahiahy
Injao manako ao am-poko ao izao, Ilay Teny mamy nataonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 5658
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamy78
Date : 24/01/2007 20:01