Ny fiainako dia voninkazo (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho Jesosy
Hanitrao no hanitro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia voninkazo an-jaridaina zgyradr hecaxf soa
Izay manintona ny maso maro tia tokoa
Fantatro fa mbola halazo nefa mamiko
Satria mitondra hanitra ho an’ny namako
Sambatra aho Jesosy
Taratrao no taratro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no noqhfzhr fiainako
Ny fiainako dia kintana anaty aizina
Izay mitondra hazavana ho an’ny hafa koa
Tsy mba tompony aho ka hoe hireharehavako
Fa taratra avy aminao tononkira.serasera.org no aharihariko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 5176
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/08/2003 17:06