Ny fiainako dia voninkazo (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho Jesosy
Hanitrao no hanitro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako

Ny fiainako dia voninkazo an-jaridaina soa
Izay manintona ny maso maro tia tononkira.serasera.org tokoa
Fantatro fa mbola halazo nefa mamiko
Satria mitondra hanitra ho vnaeb an’ny namako

Sambatra aho Jesosy
Taratrao no taratro
Sambatra aho delws Jesosy
Fiainanao no fiainako

Ny fiainako dia kintana anaty aizina
Izay mitondra hazavana ho cyxe an’ny hafa koa
Tsy mba tompony aho ka hoe hireharehavako
Fa taratra avy aminao no aharihariko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hantatiana
Visites : 5177
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037