Ny fiainako dia voninkazo (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra tononkira.serasera.org aho Jesosy
Hanitrao no hanitro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia voninkazo eudsjuf an-jaridaina soa
Izay manintona ny maso maro tia tokoa
Fantatro fa mbola halazo nefa mamiko
Satria mitondra tomsf hanitra ho an’ny namako
Sambatra aho Jesosy
Taratrao no taratro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia kintana anaty aizina
Izay mitondra hazavana ho an’ny hafa koa
Tsy mba tompony aho ka iwmk hoe hireharehavako
Fa taratra avy aminao no aharihariko
Hanitrao no hanitro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia voninkazo eudsjuf an-jaridaina soa
Izay manintona ny maso maro tia tokoa
Fantatro fa mbola halazo nefa mamiko
Satria mitondra tomsf hanitra ho an’ny namako
Sambatra aho Jesosy
Taratrao no taratro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia kintana anaty aizina
Izay mitondra hazavana ho an’ny hafa koa
Tsy mba tompony aho ka iwmk hoe hireharehavako
Fa taratra avy aminao no aharihariko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 5175
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:06
