HIRA TSOTRA (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira tsotra no atao
Hira tena avy ao am-po
Rehefa novonjena ianao
Io no masaka ao an-doha
Ref. :Io no hira fiderana
chaev Zay maneno tononkira.serasera.org ny ao am-po
ifsyfy ddalfhe K’asandrato ny hosana
Tsy mba manam-paharoa
Amin’ny andro fifaliana
Io no hira avy ao am-po
Amin’ny andro fahoriana
Io no masaka ao an-doha
Hira tena avy ao am-po
Rehefa novonjena ianao
Io no masaka ao an-doha
Ref. :Io no hira fiderana
chaev Zay maneno tononkira.serasera.org ny ao am-po
ifsyfy ddalfhe K’asandrato ny hosana
Tsy mba manam-paharoa
Amin’ny andro fifaliana
Io no hira avy ao am-po
Amin’ny andro fahoriana
Io no masaka ao an-doha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 5213
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/11/2001 01:11
